# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka momba an'i jakoba razamben'ireo Israelita i Hosea mpaminany. # Tao an-kibo no nihazonan'i Jakoba ny rahalahiny tamin'ny vodi-tongony Te hahazo ny toeran'ny rahalahiny amin'ny maha lahimatoa azy i Jakoba, koa dia nitady ny hanakana ny rahalahiny tsy ho teraka voalohany izy. # Niady tamin'ilay anjely izy ka naharesy Niady tamin'ny anjely i Jakobe mba hitahian'ilay anjely azy.