plt_tn/hag/02/10.md

8 lines
303 B
Markdown

# Tamin'ny andro fahefatra amby roapolon'ny volana fahasivy
Volana fahasivy amin'ny tetiandro Hebreo io. Ny andro fahefatra amby roapolo dia manakaiky ny tapaky Desambra amin'ny tetiandro Tandrefana.
# tonga ... ny tenin'i Yaveh
"Nanambara ny teniny Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.