plt_tn/hag/02/10.md

303 B

Tamin'ny andro fahefatra amby roapolon'ny volana fahasivy

Volana fahasivy amin'ny tetiandro Hebreo io. Ny andro fahefatra amby roapolo dia manakaiky ny tapaky Desambra amin'ny tetiandro Tandrefana.

tonga ... ny tenin'i Yaveh

"Nanambara ny teniny Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.