# Tamin'ny andro fahefatra amby roapolon'ny volana fahasivy Volana fahasivy amin'ny tetiandro Hebreo io. Ny andro fahefatra amby roapolo dia manakaiky ny tapaky Desambra amin'ny tetiandro Tandrefana. # tonga ... ny tenin'i Yaveh "Nanambara ny teniny Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.