plt_tn/hag/02/01.md

8 lines
321 B
Markdown

# Tamin'ny volana fahafito tamin'ny andro fahiraika amby roapolon'ny volana
Volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo io. Ny andro fahiraika amby roapolo dia manakaiky ny tapaky ny Oktobra amin'ny tetiandro Tandrefana.
# tonga ... ny tenin'i Yaveh
"Nanambara ny teniny Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.