plt_tn/hag/02/01.md

321 B

Tamin'ny volana fahafito tamin'ny andro fahiraika amby roapolon'ny volana

Volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo io. Ny andro fahiraika amby roapolo dia manakaiky ny tapaky ny Oktobra amin'ny tetiandro Tandrefana.

tonga ... ny tenin'i Yaveh

"Nanambara ny teniny Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.