# Tamin'ny volana fahafito tamin'ny andro fahiraika amby roapolon'ny volana Volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo io. Ny andro fahiraika amby roapolo dia manakaiky ny tapaky ny Oktobra amin'ny tetiandro Tandrefana. # tonga ... ny tenin'i Yaveh "Nanambara ny teniny Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.