plt_tn/gen/39/21.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fa Yaveh nomba an'i Josefa
Ilazana izay nikarakaran'i Yaveh an'i Josefa sy ny fahatsarany taminy izany. DH: "Kanefa Yaveh naneho ny fahatsarany tamin'i Josefa" (UDB) na "Kanefa Yaveh nikarakara an'i Josefa"
# Nampahita fitia azy teo imason'ny mpiambina ny fonja Izy
Ny heviny dia hoe nataon'i Yaveh nanaiky sy nitondra azy tsara ny mpiambina ny fonja. DH: "Nataon'i Yaveh nankasitraka an'i Josefa ny mpiambina ny fonja"
# ilay mpiambina ny fonja
"ilay mpandraharaha ny fonja" na "ilay lehilahy izay miandraikitra ny fonja"
# Nampandray an-tanana an'i Josefa
Eto ny "tanana" dia ilazana ny hery na fitokiana izay ananan'i Josefa. DH: "nampiandraikitra an'i Josefa"
# Na inona na inona nataon'izy ireo tao, dia nandray an-tanana izany Josefa
"Niandraikitra ny zavatra rehetra izay nataon'izy ireo tao i Josefa"
# satria nomba azy Yaveh
Ilazana ny nanampian'i Yaveh an'i Josefa sy ny nitarihany azy izany. DH: "satria nitarika an'i Josefa i Yaveh"
# Izay rehetra nataony, dia nambinin'i Yaveh
"Nataon'i Yaveh ambinina ny zavatra rehetra izay nataon'i Josefa"