plt_tn/ezr/02/43.md

12 lines
319 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity fizarana ity dia manohy mitanisa ny anaran'ireo Levita izay niverina avy any an-tsesitany ny taranany.
# Ziha, Hasofa, Tabaota, Kerosa, Siaha, Padona, Lebana, Hagabaha...Hagaba, Salmay, ary Hanana
Ireo dia anaran-dehilahy
# Akoba
Adikao tahaka ny tao amin'ny 2:40 izany.