# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity fizarana ity dia manohy mitanisa ny anaran'ireo Levita izay niverina avy any an-tsesitany ny taranany. # Ziha, Hasofa, Tabaota, Kerosa, Siaha, Padona, Lebana, Hagabaha...Hagaba, Salmay, ary Hanana Ireo dia anaran-dehilahy # Akoba Adikao tahaka ny tao amin'ny 2:40 izany.