plt_tn/ezr/02/43.md

319 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity fizarana ity dia manohy mitanisa ny anaran'ireo Levita izay niverina avy any an-tsesitany ny taranany.

Ziha, Hasofa, Tabaota, Kerosa, Siaha, Padona, Lebana, Hagabaha...Hagaba, Salmay, ary Hanana

Ireo dia anaran-dehilahy

Akoba

Adikao tahaka ny tao amin'ny 2:40 izany.