plt_tn/ezk/45/08.md

8 lines
259 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely.
# Izany tany izany dia ho fananan'ny andriandahy any Israely
"ao amin'ilay tany, dia ho fananan'ny andriandahy eo amin'ny ankohonan'Israely izany"