plt_tn/ezk/45/08.md

259 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely.

Izany tany izany dia ho fananan'ny andriandahy any Israely

"ao amin'ilay tany, dia ho fananan'ny andriandahy eo amin'ny ankohonan'Israely izany"