# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely. # Izany tany izany dia ho fananan'ny andriandahy any Israely "ao amin'ilay tany, dia ho fananan'ny andriandahy eo amin'ny ankohonan'Israely izany"