plt_tn/ezk/44/15.md

412 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely

ireo zanak'i Zadoka izay nanatanteraka

"izay taranak'i Zadoka ary nanatanteraka"

nirenireny niala tamiko

Ity dia midika hoe "nitsahatra tsy nihaino sy tsy nankato Ahy."

hanatona akaiky Ahy

"hanatona Ahy"

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.