plt_tn/ezk/44/15.md

20 lines
412 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely
# ireo zanak'i Zadoka izay nanatanteraka
"izay taranak'i Zadoka ary nanatanteraka"
# nirenireny niala tamiko
Ity dia midika hoe "nitsahatra tsy nihaino sy tsy nankato Ahy."
# hanatona akaiky Ahy
"hanatona Ahy"
# izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.