# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely # ireo zanak'i Zadoka izay nanatanteraka "izay taranak'i Zadoka ary nanatanteraka" # nirenireny niala tamiko Ity dia midika hoe "nitsahatra tsy nihaino sy tsy nankato Ahy." # hanatona akaiky Ahy "hanatona Ahy" # izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.