plt_tn/ezk/40/22.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ezekiela manohy mamaritra ny fahitana ilay tempoly sy ilay lehilahy izay niendrika varahina
# Ireo varavarakeliny
varavarakelin'ilay vavahady izay teo avaratry ny kianja ivelany.
# efitrano
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 40:5.
# nifanaraka tamin'ny vavahady miatsinanana
"tahaka ireo izay eo amin'ny vavahady izay nanatrika niatsinanana"
# kianja anatiny
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16.
# teo anoloan'ny vavahady nitodika mianavaratra
"mivantana mankany amin'ny vavahady manatrika ny avaratra" na "mankany amin'ny kianja ivelany avy eo amin'ny vavahady avaratra" (UDB)
# tahaka izany ihany koa dia nisy vavahady tany atsinanana
"tahaka izany ihany koa dia nisy vavahady tao amin'ny kianja anatiny teo anoloan'ny vavahady manatrika ny atsinanana"
# vavahady iray ka hatrany amin'ny vavahady iray hafa
"avy eo amin'ny vavahady ivelany eo avaratra mankao amin'ny vavahady anatiny eo avaratra"
# hakiho
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" hakiho tao amin'ny 40:5.
# zato hakiho
eo amin'ny efatra amby dimampolo metatra eo