# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ezekiela manohy mamaritra ny fahitana ilay tempoly sy ilay lehilahy izay niendrika varahina # Ireo varavarakeliny varavarakelin'ilay vavahady izay teo avaratry ny kianja ivelany. # efitrano Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 40:5. # nifanaraka tamin'ny vavahady miatsinanana "tahaka ireo izay eo amin'ny vavahady izay nanatrika niatsinanana" # kianja anatiny Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16. # teo anoloan'ny vavahady nitodika mianavaratra "mivantana mankany amin'ny vavahady manatrika ny avaratra" na "mankany amin'ny kianja ivelany avy eo amin'ny vavahady avaratra" (UDB) # tahaka izany ihany koa dia nisy vavahady tany atsinanana "tahaka izany ihany koa dia nisy vavahady tao amin'ny kianja anatiny teo anoloan'ny vavahady manatrika ny atsinanana" # vavahady iray ka hatrany amin'ny vavahady iray hafa "avy eo amin'ny vavahady ivelany eo avaratra mankao amin'ny vavahady anatiny eo avaratra" # hakiho Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" hakiho tao amin'ny 40:5. # zato hakiho eo amin'ny efatra amby dimampolo metatra eo