plt_tn/ezk/40/22.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ezekiela manohy mamaritra ny fahitana ilay tempoly sy ilay lehilahy izay niendrika varahina

Ireo varavarakeliny

varavarakelin'ilay vavahady izay teo avaratry ny kianja ivelany.

efitrano

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 40:5.

nifanaraka tamin'ny vavahady miatsinanana

"tahaka ireo izay eo amin'ny vavahady izay nanatrika niatsinanana"

kianja anatiny

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16.

teo anoloan'ny vavahady nitodika mianavaratra

"mivantana mankany amin'ny vavahady manatrika ny avaratra" na "mankany amin'ny kianja ivelany avy eo amin'ny vavahady avaratra" (UDB)

tahaka izany ihany koa dia nisy vavahady tany atsinanana

"tahaka izany ihany koa dia nisy vavahady tao amin'ny kianja anatiny teo anoloan'ny vavahady manatrika ny atsinanana"

vavahady iray ka hatrany amin'ny vavahady iray hafa

"avy eo amin'ny vavahady ivelany eo avaratra mankao amin'ny vavahady anatiny eo avaratra"

hakiho

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" hakiho tao amin'ny 40:5.

zato hakiho

eo amin'ny efatra amby dimampolo metatra eo