plt_tn/ezk/39/21.md

542 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany momban'i Goga.

Hapetrako eo amin'ireo firenena ny voninahitro

"ho ataoko hitan'ireo firenena ny voninahitro"

ny fitsaràko izay tanterahako ary ny tanako izay napetrako hamely azy ireo

Ireo fehezanteny ireo dia samy maneho ny sazy izay ho ampitondrain'i Yaveh an'Israely.

ny tanako

Eto ny teny hoe "tanana" dia maneho ny fahefan'i Yaveh izay ampihariny mba hitondrana fanasaziana.

hamely azy ireo

"hamely ny tafika lehiben'ny vahoakan'i Goga"