plt_tn/ezk/39/21.md

20 lines
542 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany momban'i Goga.
# Hapetrako eo amin'ireo firenena ny voninahitro
"ho ataoko hitan'ireo firenena ny voninahitro"
# ny fitsaràko izay tanterahako ary ny tanako izay napetrako hamely azy ireo
Ireo fehezanteny ireo dia samy maneho ny sazy izay ho ampitondrain'i Yaveh an'Israely.
# ny tanako
Eto ny teny hoe "tanana" dia maneho ny fahefan'i Yaveh izay ampihariny mba hitondrana fanasaziana.
# hamely azy ireo
"hamely ny tafika lehiben'ny vahoakan'i Goga"