# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany momban'i Goga. # Hapetrako eo amin'ireo firenena ny voninahitro "ho ataoko hitan'ireo firenena ny voninahitro" # ny fitsaràko izay tanterahako ary ny tanako izay napetrako hamely azy ireo Ireo fehezanteny ireo dia samy maneho ny sazy izay ho ampitondrain'i Yaveh an'Israely. # ny tanako Eto ny teny hoe "tanana" dia maneho ny fahefan'i Yaveh izay ampihariny mba hitondrana fanasaziana. # hamely azy ireo "hamely ny tafika lehiben'ny vahoakan'i Goga"