plt_tn/ezk/37/13.md

16 lines
394 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto dia tenin'i Yaveh amin'ny ankohonan'Israely.
# fantatrareo fa Izaho no Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.
# hampiala sasatra anareo any amin'ny taninareo
"hiaina am-pilaminana ao amin'ny taninareo manokana"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh" tao amin'ny 5:11.