# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto dia tenin'i Yaveh amin'ny ankohonan'Israely. # fantatrareo fa Izaho no Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6. # hampiala sasatra anareo any amin'ny taninareo "hiaina am-pilaminana ao amin'ny taninareo manokana" # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh" tao amin'ny 5:11.