plt_tn/ezk/37/13.md

394 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto dia tenin'i Yaveh amin'ny ankohonan'Israely.

fantatrareo fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.

hampiala sasatra anareo any amin'ny taninareo

"hiaina am-pilaminana ao amin'ny taninareo manokana"

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh" tao amin'ny 5:11.