plt_tn/ezk/37/11.md

391 B

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.

ankohonan'Israely manontolo

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.

Indro!

Ny teny hoe "indro" eto dia manampy manamafy an'izay manaraka. Fandikana hafa: "eny tokoa!"

maminania ary lazao

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 21:08.

indro

DH: "jereo" na "henoy" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao"