# zanak'olona Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1. # ankohonan'Israely manontolo Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1. # Indro! Ny teny hoe "indro" eto dia manampy manamafy an'izay manaraka. Fandikana hafa: "eny tokoa!" # maminania ary lazao Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 21:08. # indro DH: "jereo" na "henoy" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao"