plt_tn/ezk/37/11.md

20 lines
391 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# zanak'olona
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.
# ankohonan'Israely manontolo
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.
# Indro!
Ny teny hoe "indro" eto dia manampy manamafy an'izay manaraka. Fandikana hafa: "eny tokoa!"
# maminania ary lazao
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 21:08.
# indro
DH: "jereo" na "henoy" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao"