plt_tn/ezk/37/07.md

501 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Miteny Ezekiela.

arak'izay nandidiana ahy

DH: "araka'izay nandidian'i Yaveh ho tenenina"

indro

Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa gaga tamin'izay hitany i Ezekiela.

hozatra

Ity dia maneho an'ireo faritra amin'ny vatan'olombelona izay toy ny tady mafy ary manambatra ny taolana sy ny nofo. Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 37:4.

Fa tsy mbola nisy fofonaina tao amin'izy ireo

DH: "Fa tsy niaina izy ireo" na "fa tsy velona izy ireo"