plt_tn/ezk/37/07.md

20 lines
501 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Miteny Ezekiela.
# arak'izay nandidiana ahy
DH: "araka'izay nandidian'i Yaveh ho tenenina"
# indro
Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa gaga tamin'izay hitany i Ezekiela.
# hozatra
Ity dia maneho an'ireo faritra amin'ny vatan'olombelona izay toy ny tady mafy ary manambatra ny taolana sy ny nofo. Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 37:4.
# Fa tsy mbola nisy fofonaina tao amin'izy ireo
DH: "Fa tsy niaina izy ireo" na "fa tsy velona izy ireo"