# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Miteny Ezekiela. # arak'izay nandidiana ahy DH: "araka'izay nandidian'i Yaveh ho tenenina" # indro Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa gaga tamin'izay hitany i Ezekiela. # hozatra Ity dia maneho an'ireo faritra amin'ny vatan'olombelona izay toy ny tady mafy ary manambatra ny taolana sy ny nofo. Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 37:4. # Fa tsy mbola nisy fofonaina tao amin'izy ireo DH: "Fa tsy niaina izy ireo" na "fa tsy velona izy ireo"