plt_tn/ezk/34/30.md

16 lines
322 B
Markdown

# Izaho, Yaveh Andriamanitr'izy ireo, dia miaraka amin'izy ireo
DH: "Izaho, Yaveh Andriamanitr'izy ireo, dia manampy azy ireo"
# Izy ireo no oloko
DH: "ary oloko izy ireo"
# izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.
# Izaho no Andriamanitrareo
DH: "ho Andriamanitrareo Aho"