# Izaho, Yaveh Andriamanitr'izy ireo, dia miaraka amin'izy ireo DH: "Izaho, Yaveh Andriamanitr'izy ireo, dia manampy azy ireo" # Izy ireo no oloko DH: "ary oloko izy ireo" # izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11. # Izaho no Andriamanitrareo DH: "ho Andriamanitrareo Aho"