plt_tn/ezk/34/30.md

322 B

Izaho, Yaveh Andriamanitr'izy ireo, dia miaraka amin'izy ireo

DH: "Izaho, Yaveh Andriamanitr'izy ireo, dia manampy azy ireo"

Izy ireo no oloko

DH: "ary oloko izy ireo"

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.

Izaho no Andriamanitrareo

DH: "ho Andriamanitrareo Aho"