plt_tn/ezk/33/14.md

20 lines
548 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo Israelita.
# antoky ny findramam-bola
zavatra izay avelan'ny olona iray amin'ny olona hafa mba hampisehoana fa hihazona ny fampanantenany hamerina izay nindraminy izy.
# raha mamerina izay nangalariny
"mandoa ny lanjan'izay nangalariny"
# mandeha amin'ireo lalàna izay mitondra fiainana
DH: "miaina araka ireo lalàna izay manome fiainana"
# Tsy misy ho tsaroana ireo fahotana izay nataony
DH: "tsy ho hazoniko manohitra azy ny fahotany rehetra"