plt_tn/ezk/33/14.md

548 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo Israelita.

antoky ny findramam-bola

zavatra izay avelan'ny olona iray amin'ny olona hafa mba hampisehoana fa hihazona ny fampanantenany hamerina izay nindraminy izy.

raha mamerina izay nangalariny

"mandoa ny lanjan'izay nangalariny"

mandeha amin'ireo lalàna izay mitondra fiainana

DH: "miaina araka ireo lalàna izay manome fiainana"

Tsy misy ho tsaroana ireo fahotana izay nataony

DH: "tsy ho hazoniko manohitra azy ny fahotany rehetra"