# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo Israelita. # antoky ny findramam-bola zavatra izay avelan'ny olona iray amin'ny olona hafa mba hampisehoana fa hihazona ny fampanantenany hamerina izay nindraminy izy. # raha mamerina izay nangalariny "mandoa ny lanjan'izay nangalariny" # mandeha amin'ireo lalàna izay mitondra fiainana DH: "miaina araka ireo lalàna izay manome fiainana" # Tsy misy ho tsaroana ireo fahotana izay nataony DH: "tsy ho hazoniko manohitra azy ny fahotany rehetra"