plt_tn/ezk/33/12.md

593 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo Israelita.

Ny fahamarinan'ny olo-marina dia tsy hanavotra azy raha manota izy

DH: "raha manomboka manota ny olo-marina, dia tsy hahavonjy azy ireo ny naha-olo-marina azy ireo teo aloha"

raha mitoky amin'ny fahamarinany izy

"raha miankina amin'ny fahamarinany izy." Mihevitra ilay olona fa satria marina izy dia tsy hanasazy azy i Yaveh, na dia manota aza izy.

manao ny tsy rariny

"manao izay ratsy" na "manao zavatra ratsy"

faharatsiana nataony

"noho ireo zavatra ratsy izay nataony"