plt_tn/ezk/33/12.md

20 lines
593 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo Israelita.
# Ny fahamarinan'ny olo-marina dia tsy hanavotra azy raha manota izy
DH: "raha manomboka manota ny olo-marina, dia tsy hahavonjy azy ireo ny naha-olo-marina azy ireo teo aloha"
# raha mitoky amin'ny fahamarinany izy
"raha miankina amin'ny fahamarinany izy." Mihevitra ilay olona fa satria marina izy dia tsy hanasazy azy i Yaveh, na dia manota aza izy.
# manao ny tsy rariny
"manao izay ratsy" na "manao zavatra ratsy"
# faharatsiana nataony
"noho ireo zavatra ratsy izay nataony"