# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo Israelita. # Ny fahamarinan'ny olo-marina dia tsy hanavotra azy raha manota izy DH: "raha manomboka manota ny olo-marina, dia tsy hahavonjy azy ireo ny naha-olo-marina azy ireo teo aloha" # raha mitoky amin'ny fahamarinany izy "raha miankina amin'ny fahamarinany izy." Mihevitra ilay olona fa satria marina izy dia tsy hanasazy azy i Yaveh, na dia manota aza izy. # manao ny tsy rariny "manao izay ratsy" na "manao zavatra ratsy" # faharatsiana nataony "noho ireo zavatra ratsy izay nataony"