plt_tn/ezk/32/31.md

20 lines
760 B
Markdown

# Hijery Farao
DH: "Farao dia hijery ny olona maty rehetra avy amin'ireo firenena hafa."
# ary ho ampaherezina ny amin'ireo vahoakany maro rehetra
Tiana lazaina eto fa Farao dia ho ampaherezina satria maty ihany koa ireo tafik'ireo mpanjaka lehibe hafa. DH: "ary hampahery ny tenany fa tsy izy irery no mpanjaka izay maty ny tafiny manontolo."
# izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.
# Napetrako ho mpampatahotro eo amin'ny tanin'ny velona izy
DH: "fony Farao mbola velona, dia navelako hampihorohoro vahoaka izy"
# hiampatra eo anivon'ireo tsy voafora izy
Eto ny hoe "miampatra" dia maneho ny vatany apetraka eo amin'ny fasana rehefa maty izy. DH: "ny fatiny dia ho alevina miaraka amin'ireo tsy voafora"