plt_tn/ezk/32/31.md

760 B

Hijery Farao

DH: "Farao dia hijery ny olona maty rehetra avy amin'ireo firenena hafa."

ary ho ampaherezina ny amin'ireo vahoakany maro rehetra

Tiana lazaina eto fa Farao dia ho ampaherezina satria maty ihany koa ireo tafik'ireo mpanjaka lehibe hafa. DH: "ary hampahery ny tenany fa tsy izy irery no mpanjaka izay maty ny tafiny manontolo."

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.

Napetrako ho mpampatahotro eo amin'ny tanin'ny velona izy

DH: "fony Farao mbola velona, dia navelako hampihorohoro vahoaka izy"

hiampatra eo anivon'ireo tsy voafora izy

Eto ny hoe "miampatra" dia maneho ny vatany apetraka eo amin'ny fasana rehefa maty izy. DH: "ny fatiny dia ho alevina miaraka amin'ireo tsy voafora"