# Hijery Farao DH: "Farao dia hijery ny olona maty rehetra avy amin'ireo firenena hafa." # ary ho ampaherezina ny amin'ireo vahoakany maro rehetra Tiana lazaina eto fa Farao dia ho ampaherezina satria maty ihany koa ireo tafik'ireo mpanjaka lehibe hafa. DH: "ary hampahery ny tenany fa tsy izy irery no mpanjaka izay maty ny tafiny manontolo." # izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11. # Napetrako ho mpampatahotro eo amin'ny tanin'ny velona izy DH: "fony Farao mbola velona, dia navelako hampihorohoro vahoaka izy" # hiampatra eo anivon'ireo tsy voafora izy Eto ny hoe "miampatra" dia maneho ny vatany apetraka eo amin'ny fasana rehefa maty izy. DH: "ny fatiny dia ho alevina miaraka amin'ireo tsy voafora"