plt_tn/ezk/32/15.md

28 lines
635 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka.
# rehefa manafika ny mponina rehetra ao aminy Aho
"rehefa mamotika an'ireo rehetra mipetraka ao Aho"
# ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.
# Hisy fisaonana
DH: "ity ilay hira fisaonana izay ho hirain'ny vahoaka"
# ireo zanaka vavin'ny firenena
Ireo mety ho heviny dia 1) "ireo vehivavy avy amin'ny firenena hafa" na 2) "vahoaka avy amin'ny firenena hafa"
# hisaona manerana azy
Ny teny hoe "azy" dia meneho ny firenena Egypta.
# izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.