plt_tn/ezk/32/15.md

635 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka.

rehefa manafika ny mponina rehetra ao aminy Aho

"rehefa mamotika an'ireo rehetra mipetraka ao Aho"

ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6.

Hisy fisaonana

DH: "ity ilay hira fisaonana izay ho hirain'ny vahoaka"

ireo zanaka vavin'ny firenena

Ireo mety ho heviny dia 1) "ireo vehivavy avy amin'ny firenena hafa" na 2) "vahoaka avy amin'ny firenena hafa"

hisaona manerana azy

Ny teny hoe "azy" dia meneho ny firenena Egypta.

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.