# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka. # rehefa manafika ny mponina rehetra ao aminy Aho "rehefa mamotika an'ireo rehetra mipetraka ao Aho" # ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6. # Hisy fisaonana DH: "ity ilay hira fisaonana izay ho hirain'ny vahoaka" # ireo zanaka vavin'ny firenena Ireo mety ho heviny dia 1) "ireo vehivavy avy amin'ny firenena hafa" na 2) "vahoaka avy amin'ny firenena hafa" # hisaona manerana azy Ny teny hoe "azy" dia meneho ny firenena Egypta. # izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.