plt_tn/ezk/31/05.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy ny fanoharan'i Yaveh momban'ilay sedera.
# Ny hahavony dia nihoatra noho ny hazo hafa rehetra tany an-tsaha
"ilay sedera dia lava kokoa noho ireo hazo hafa tao an-tsaha"
# ny sampany dia nanjary maro tokoa
"naniry sampana maro izany"
# noho ireo rano maro raha naniry iny izy ireo
"satria feno rano izany"
# Nanao ny akaniny teo amin'ny sampany ny voron'ny lanitra rehetra
"ny karazam-borona rehetra izay manidina eny amin'ny habakabaka dia nanao ny akaniny teo amin'ireo sampana"
# raha niteraka ny zanany teo ambanin'ny raviny ny zava-manan'aina rehetra tao an-tsaha
"ary ny zava-manan'aina rehetra izay miaina ao an-tsaha dia niteraka tao ambanin'ireo sampan'ny sedera"
# Nitoetra tao ambanin'ny alokany ny firenena maro rehetra
"nonina tao amin'ny alokany ireo firenena matanjaka rehetra" na "ireo firenena lehibe rehetra dia nonina teo amin'ny alok'izany hazo izany" (UDB)
# tsara tarehy izany tao amin'ny fahalebiazany sy ny halavan'ny sampany
"tsara tarehy izany satria tena lehibe ary tena lava ny sampany"