plt_tn/ezk/31/05.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy ny fanoharan'i Yaveh momban'ilay sedera.

Ny hahavony dia nihoatra noho ny hazo hafa rehetra tany an-tsaha

"ilay sedera dia lava kokoa noho ireo hazo hafa tao an-tsaha"

ny sampany dia nanjary maro tokoa

"naniry sampana maro izany"

noho ireo rano maro raha naniry iny izy ireo

"satria feno rano izany"

Nanao ny akaniny teo amin'ny sampany ny voron'ny lanitra rehetra

"ny karazam-borona rehetra izay manidina eny amin'ny habakabaka dia nanao ny akaniny teo amin'ireo sampana"

raha niteraka ny zanany teo ambanin'ny raviny ny zava-manan'aina rehetra tao an-tsaha

"ary ny zava-manan'aina rehetra izay miaina ao an-tsaha dia niteraka tao ambanin'ireo sampan'ny sedera"

Nitoetra tao ambanin'ny alokany ny firenena maro rehetra

"nonina tao amin'ny alokany ireo firenena matanjaka rehetra" na "ireo firenena lehibe rehetra dia nonina teo amin'ny alok'izany hazo izany" (UDB)

tsara tarehy izany tao amin'ny fahalebiazany sy ny halavan'ny sampany

"tsara tarehy izany satria tena lehibe ary tena lava ny sampany"