# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mitohy ny fanoharan'i Yaveh momban'ilay sedera. # Ny hahavony dia nihoatra noho ny hazo hafa rehetra tany an-tsaha "ilay sedera dia lava kokoa noho ireo hazo hafa tao an-tsaha" # ny sampany dia nanjary maro tokoa "naniry sampana maro izany" # noho ireo rano maro raha naniry iny izy ireo "satria feno rano izany" # Nanao ny akaniny teo amin'ny sampany ny voron'ny lanitra rehetra "ny karazam-borona rehetra izay manidina eny amin'ny habakabaka dia nanao ny akaniny teo amin'ireo sampana" # raha niteraka ny zanany teo ambanin'ny raviny ny zava-manan'aina rehetra tao an-tsaha "ary ny zava-manan'aina rehetra izay miaina ao an-tsaha dia niteraka tao ambanin'ireo sampan'ny sedera" # Nitoetra tao ambanin'ny alokany ny firenena maro rehetra "nonina tao amin'ny alokany ireo firenena matanjaka rehetra" na "ireo firenena lehibe rehetra dia nonina teo amin'ny alok'izany hazo izany" (UDB) # tsara tarehy izany tao amin'ny fahalebiazany sy ny halavan'ny sampany "tsara tarehy izany satria tena lehibe ary tena lava ny sampany"